plt-x-tanala_num_text_reg/18/25.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 25 Yaveh nivoria tamin'i Mosesy ka nagnano hoe: \v 26 "Ôka anao hivoria amin'ny Levita ka hijaka amin-dreo hoe: 'Laha mandray ny ampahafolo ijay laha tamin'ny janak'Israely ijay efa nomeko anao laha tamin-dreo ho lovanao anao, die hagnatoro fandresana anjara avy amin'ijay hôn'i Yaveh, ampahafolone amin'ny fahafolo-karena. \v 27 Ny fandresanao anjara die tokone hiresinao hôtran'ny hoe ampahafolon'ny voa laha tamin'ny fikororohana na ny famokarana laha tamin'ny famiajan-bôloboke ijay.