plt-x-tanala_num_text_reg/23/04.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 4 Laha teo amin'ny tampon-kavôna ijy, die nihaogna tamin'aje Andriamanitra, ka hoy Balama tamin'aje: "Efa nambôtre alitara fito iaho, sady efa nagnome ahombilahy raike sy ondry raike laha teo amin'ny kiraidraike." \v 5 Nametraka hafatre teo am-bavan'i Balama i Yaveh ka nijaka hoe: "Mipodiàna agne amin'i Balaka ka mivoriana amin'aje." \v 6 Ka die nipody tagne amin'i Balaka i Balama, ijay nitsangagna teo akekin'ny fagnatitra orôna, ary ny mpitarika an'i Moaba abiaby die niaraka tamin'aje.