|
\v 1 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 2 "ijao no lalàna, lalàna ijay andidiako anareo: Voriano ny fokon'olon'Israely fa tokone hitondra ahomby vavy kely mena tsy manan-kilema eo aminareo areo, ary ijay mbola tsy nasiana zioga. |