plt-x-tanala_num_text_reg/36/10.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 10 Die nagnano araka ijay nandidian'i Yaveh an'i ny janakavavin'i Zelofada. \v 11 Mahala, Tirza, Hogla, Milka, ary Noa, ny janakavavin'i Zelofada, die nanambady ny taranak'i Manase. \v 12 Nanambady tao amin'ny fianakaviamben'ny taranak'i Manase janak'i Josefa areo. Ka ijay, ny nipitrahan'ny lovan-dreo tao amin'ny foko ijay an'ny fianakaviamben'iaban-dreo.