plt-x-tanala_num_text_reg/35/31.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 31 Sady koa, ôka tsy hagneky ny vidim-pagnavotana hôn'ny aignan'ny mpamono olo ijy diso nohon'ny famonoana olo anareo. Tsy mentsy vonina tokôtre ijy. \v 32 Ôka tsy hagneky ny vidim-pagnavotana hôn'ny olo ijay milefa agne amin'ny tanàna felofana anareo. Ôka tsy hômin'ijay fomba ijay ny hagnavelanao an'aje honigna ao amin'ny fitoerane mandra-pahafatin'ny mpisorogna be.