plt-x-tanala_num_text_reg/35/24.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 24 Amin'ijay toe-draha ijay, die hitsara ny vôtory sy ny mpamaly rà amin'ny fototr'io lalàna io ny fiaraha-monigna. \v 25 Tsy mentsy mamonjy ny vôtory amin'ny fahefan'ny mpamaly rà ny fiaraha-monigna. Ny fiaraha-monigna die tsy mentsy hagnampody ny vôtory agne amin'ny tanàna felofana ijay nilefane tagne am-bôlohane. Honigna agne ijy mandra-pahafatin'ny mpisorognabe amin'ijay fotôgna, ilay tokagna ijay vôhosotre tamin'ny diloilo masina.