plt-x-tanala_num_text_reg/35/19.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 19 Ny mpamaly rà die mety hamono ny mpamono olo.,Laha mifanepaka amin'aje ijy, die hamono an'aje ny mpamaly rà. \v 20 Laha mandraha ny hafa amin'ny fankahalàna na mitily raha amin'aje ijy, laha mivony mba hitologna handraha an'aje, die ho faty ny lasibany, \v 21 na laha mandraha an'aje amin'ny fankahalàna amin'ny tagnane ka mahafaty ny lasibatra die hivonina tokôtre ny vôtory ijay nandraha an'aje. Mpamono olo ijy. Ny mpamaly rà die hamono ny mpamono olo laha mifanepake amin'aje ijy.