plt-x-tanala_num_text_reg/35/16.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 16 Fa laha nandraha ny lasibany tamin'ny fitôvana vy ilay olo vôtory, ka laha maty ilay lasibany, die ho mpamono olo tokôtre ny vôtory. Tokone hatao maty tokôtre ijy. \v 17 Laha mandraha ny lasibany amin'ny vato tan-tagnane tegne ijay mety hahafaty ny vôtory, ka laha maty ny lasibany, die ho mpamono olo tokôtre ny vôtory. Hatao maty tokôtre ijy. \v 18 Laha mandraha ny lasibany tamin'ny fitôvam-pediana hajo ijay hahafaty an'ajy ny vôtory, ka maty ny lasibany, die ho mpamono olo tokôtre ny vôtory. Hivonina tokôtre ijy.