plt-x-tanala_num_text_reg/35/12.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 12 Ho felofana hônareo amin'ny mpamaly faty ijay tanàna ijay, mba tsy ho faty mandra-pitsangagne hitsaraina eo alohakan'ny fiaraha-monigna ny vôtory. \v 13 Tokone hifidy tanàna enina ho tanàna felofana anareo.