plt-x-tanala_num_text_reg/35/08.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 8 Ny foko makadirin'ny fokon'olon'Israely, ny foko ijay managna tany bebe kokoa, die tsy mentsy hagnome tanàna bebe kokoa. Ny foko kitike hagnome tanàna kitike. Ny foko kiraidraike die tsy mentsy hamatsy hôn'ny Levita araka ny fijarana ijay efa niresine aby."