plt-x-tanala_num_text_reg/35/06.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 6 Ny enina amin'ny tanàna ijay homenao ny Levita die hatokagna ho tanàna felofana. Ôka homenareo ho toerana hahafahan'ny olo ijay namono olo milefa io. Hagnome tanàna roe amby efapolo hafa mandy koa. \v 7 Ny tanàna ijay nomenao ny Levita die hiisa valo amby efapolo. Ôka homenao an-dreo miaraka amin'ny firôfan'ahitre ijay.