plt-x-tanala_num_text_reg/35/05.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 5 Handrefy roe arivo kikiho eo avelagn'ny tanàna amin'ny ilane atsignanana anao, ary roe arivo kikiho amin'ny ilane atsimo, roe arivo kikiho amin'ny ilane andrefagna, ary roe arivo kikiho amin'ny ilane avaratra. Ho firôfan'ahitre hôn'ny tanànane ijay. Ny tanàna die ho eo agnivone.