plt-x-tanala_num_text_reg/34/16.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 16 Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 17 "Itoy aby ny agnaran'ny lelahy ijay hijara ny tanin'ny lovanareo: Eleazara mpisorogna sy Josoa janak'i Nona. \v 18 Ôka anao hifidy mpitarika raike aby isaky ny foko mba hijara ny tany hôn'ny fianakaviamben-dreo.