plt-x-tanala_num_text_reg/34/13.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 13 Die nandidy ny fokon'olon'Israely i Mosesy ka nagnano hoe: "Itoy ny tany ijay ho ajonareo amin'ny filokana, ijay efa nididin'i Yaveh homena hôn'ny foko sivy sy ny asasaky ny foko. \v 14 Ny fokon'ny taranak'i Robena, araka ny fanondroam-panagnana hôn'ny fokon-drajan-dreo, ary ny fokon'ny taranak'i Gada, araka ny fanondroam-panagnana hôn'ny fokon-drajan-dreo, ary ny asasa-pokon'i Manase abiaby efa nandray ny tanin-dreo. \v 15 Io foko roe sy ny asasa-poko efa nandray ny anjara-tany agne an-dafin'ny Jordana megnatsignanana an'i Jeriko, mananjo ny fiposahan'ny masoandro."