plt-x-tanala_num_text_reg/34/10.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 10 Laha teo mariho ny fari-taninao atsignanana hatagne Hazar-enana atsimo ka hatagne Sefama. \v 11 Afaran'ijay ny fari-tany atsignanana hijotso laha tagne Sefama ka hatagne Ribla, ao amin'ny faritra atsignanan'i Aina. Ny fari-tany hitohy magnaraka ny faritra atsignanan'ny Ranomasina Kinereta. \v 12 Laha teo ny fari-tany die hitohy megnatsimo magnaraka ny Ony Jordana ka hatagne amin'ny Ranomasin-tsira. Ijay ny ho taninareo, magnaraka ny morogne magnodidigna abiaby."'