plt-x-tanala_num_text_reg/34/07.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 7 Ny fari-taninareo avaratre hivelatre magnaraka ny tsipika ijay havahanareo hatagne amin'ny Ranomasina Makadiry ka hatagne amin'ny Tagnambogna Hora, \v 8 sady koa laha tagne amin'ny Tampom-bohitra Hora ka hatagne Lebo-hamata, laha teo die hatagne Zedada. \v 9 Laha teo ny fari-tany hitohy hatagne Zifrona ka mifaragna ao Hazar-Enana. Ijany ny ho fari-tany avaratrareo.