plt-x-tanala_num_text_reg/34/01.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 1 Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 2 "Didio ny fokon'olon'Israely ka jakay areo hoe: 'Laha hiditra ny tany Kanana anareo, ny tany ijay hônareo, ny tany Kanana sy ny faritry ny tanine, \v 3 hivelatre hatagne agn'efitr'i Zina magnaraka ny morogn'i Edoma ny atsimonareo. Ny morogne atsignanana amin'ny morogne atsimo die ho eo amin'ny tsipike ijay mifaragna ao amin'ny fefarana atsimon'ny Ranomasina Sira.