plt-x-tanala_num_text_reg/33/55.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 55 Fa laha tsy vôrôkanareo eo alohakareo ny mponign'ny tany, die hanjary hôtran'ny fitôvana eo amin'ny masonareo ary fantsy eo amin'ny tahejagnareo ny fokon'olo ijay avelanareo hijanogna. Hagnasarotra ny fiaignanareo eo amin'ny tany ijay hitobohanareo areo. \v 56 Die hatako aminareo mandy koa ijay eritreretiko hatao amin'io fokon'olo io."'