plt-x-tanala_num_text_reg/33/53.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 53 Ôka halainareo hônareo ny tany ka mitoboha ao amin'ijay, satria efa nomeko ho fanagnanareo ilay tany. \v 54 Tsy mentsy lovanareo amin'ny alalan'ny loka ny tany, araka ny foko kiraidraike aby. Hôn'ny foko makadiry die tsy mentsy omena jara makadiry amin'ny tany, ary ny foko kitike die omenareo ny jara kitike amin'ny tany. Na ija na ija hilatsahan'ny anjoanjo amin'ny foko kiraidraike aby, ijay tany ijay die hôn'aje. Handova ny tany araka ny fokon'ny rajambenareo anareo.