plt-x-tanala_num_text_reg/33/47.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 47 Nienga laha tao Almon-diblataima areo ka nitoby tao amin'ny tampom-bohitr'i Abarima, tanjon'i Nebo. \v 48 Nienga laha tao amin'ny tampom-bohitr'i Abarima areo ka nitoby tao amin'ny tany hain'i Moaba akekin'i Jordana agne Jeriko. \v 49 Nitoby teo akekin'i Jordana areo, laha tagne Beta Jesimota hatagne Abela Sitima tao amin'ny tany hain'i Moaba.