plt-x-tanala_num_text_reg/33/44.txt

1 line
229 B
Plaintext

\v 44 Nienga laha tao Obota areo ka nitoby tao Lay Abarima, tegne amin'ny moron-tanin'i Moaba. \v 45 Nienga laha tao Lay Abarima areo ka nitoby tao Dibon-gada. \v 46 Nienga laha tao Dibon-gada areo ka nitoby tao Almon-diblataima.