\v 40 Ny Kananita, ny mpanjakan'i Arada, ijay nipetraka tagne amin'ny tany efitra atsimo tao amin'ny tanin'i Kanana, die naharegny ny fevian'ny fokon'olon'Israely.