plt-x-tanala_num_text_reg/33/38.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 38 Nagnanika tegne amin'ny Tampom-bohitra Hora i Arona mpisorogna araka ny didin'i Yaveh ka maty tagne tamin'ny fahefapolo taogna tafaran'ny niboahan'ny fokon'olon'Israely tao Egypta, tamin'ny fahadimin'ny volagna, tamin'ny andro vôlohan'ny volagna. \v 39 123 taogna Arona tamin'ijy maty tagne amin'ny tampom-bohitra Hora.