plt-x-tanala_num_text_reg/33/03.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 3 Nienga laha tao Ramesesa areo nandritra ny volagna vôlohane, tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volagna vôlohane. Ny maraigna tafaran'ny Paska, die nienga malalaka ny fokon'olon'Israely, teo amason'ny Egyptiana abiaby. \v 4 Niseho ijay laha mbola nandevogna ny lahimatoan'ijy abiaby, areo ijay nivonin'i Yaveh teo amin-dreo ny Egyptiana. fa Ijy mandy koa die nampibata famejana ny andriamanitran-dreo.