plt-x-tanala_num_text_reg/33/01.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 1 Ito aby ny toerana nandihanan'ny fokon'olon'Israely tafaran'ny nengan-dreo ny tany Egypta tamin'ny antoko mitam-pedian-dreo teo ambany fitaritan'i Mosesy sy Arona. \v 2 Nanoratra ny toerana nengan-dreo hatamin'ijay nandihanan-dreo i Mosesy, araka ny nandidian'i Yaveh. Ito aby ny dian-dreo, ny toerana nifindrafindran-dreo.