plt-x-tanala_num_text_reg/32/37.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 37 Ny taranak'i Robena die namerigna nagnorigna an'i Hesbona, Elale, Kiriataima, \v 38 Nebo, Bala-meona, Sibma- niova ny agnaran'io tatoy afara. Nomen-dreo agnarana hafa ny tanàna ijay nampodin-dreo naorigna. \v 39 Ny taranak'i Makira janaka lahin'i Manase die negnagne Gileada ka nagnafaka an'aje tamin'ny Amorita ijay tao amin'ijane.