plt-x-tanala_num_text_reg/32/31.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 31 Ka namaly ny taranak'i Gada sy Robena hoe: "Araka ijay nijakain'i Yaveh taminay, mpanomponao, die ijao ny hamboarinay. \v 32 Hitsaka mitam-pediana eo agnatrehan'i Yaveh agne amin'ny tanin'i Kanana ahay, fa ny lova anjaranay die hijanogna aminay amin'itoy lafin'i Jordana itoy."