plt-x-tanala_num_text_reg/32/28.txt

1 line
596 B
Plaintext

\v 28 Ka nagnome torolalagna momba an-dreo tamin'i Eleazara mpisorogna, tamin'i Josoa janaka lahin'i Nona, ary ny mpitarika ny fokon'ny rajambe tao amin'ny fokon'ny olon'Israely i Mosesy. \v 29 Hoy i Mosesy tamin-dreo hoe: "Laha mitsaka an'i Jordana miaraka aminareo ny taranak'i Gada sy Robena, ny lelahy abiaby ijay mitam-pediana mba hiady eo agnatrehan'i Yaveh, ka laha resy eo agnatrehanareo ny tany, die homenareo an-dreo ho fanagnana ny tanin'i Gileada. \v 30 Fa laha tsy mitsaka eo aminareo mitam-pediana areo, die agne amin'ny tanin'i Kanana areo ny hahajo ny fanagnan-dreo eo aminareo."