plt-x-tanala_num_text_reg/32/26.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 26 Ny jaja madinikay, ny sakejanay, ny ondry amban'osinay, ary ny biby fiompinay abiaby die hipetraka ao amin'ny tanànan'i Gileada. \v 27 Na ijany aja, ahay, mpanomponao, die hiampita eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady, ny lelahy abiaby ijay mitam-pediana hômin'ny ady, araka ijay nivorianinao, ry tomponay."