plt-x-tanala_num_text_reg/32/16.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 16 Ka nagnantogna takekin'i Mosesy teo areo ka nijaka hoe: "Abilay ahay hambôtre fefy hôn'ny biby fiompinay sy tanàna hôn'ny havanay eto. \v 17 Na ijany aja, ahay die ho vognona sady hitam-pediana mba hienga miaraka amin'ny tafik'Israely mandra-pametrahanay an-dreo amin'ny toeran-dreo. Fa ny havanay koja die hitoboke agne amin'ny tanàna vôaro mahare noho ny fokon'olo hafa ijay mbola monigna amin'itoy tany itoy.