plt-x-tanala_num_text_reg/32/13.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 13 Ka nirehitre tamin'Israely ny havigniran'i Yaveh. Natane nirenireny nagnodidigna ny tany efitra nandritra ny efapolo taogna ka hatamin'ny naha-rava ny taranaka abiaby ijay nagnano ratsy teo amasone areo. \v 14 Indro, nisandratra teo amin'ny toeran'ny rajambenareo anareo, manahaka ny olo mpanota rahabe, mba hagnampy ny firehetan'ny havigniran'i Yaveh amin'Israely. \v 15 Laha mivily amin'ny fagnarahana an'Aje anareo, die hagnavela an'Israely agne amin'ny tany efitra indraike Ijy ka handripaka ny fokon'olone abiaby anareo."