plt-x-tanala_num_text_reg/32/10.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 10 Nirehitre ny havigniran'i Yaveh tamin'io andro io. Nifanta Ijy ka nagnano hoe: \v 11 'Ajo antoke fa tsy hisy olo ijay nagnanika laha tagne Egypta, manomboka amin'ny rôpolo taogna loho miakatre, hahita ny tany ijay nifantako tamin'i Abrahama, tamin'Isaka, ary tamin'i Jakoba, satria tsy nagnaraka an'Ahe tanteraka areo, hafa-tsy \v 12 Kaleba janaka lahin'i Jefona Kenizita, ary Josoa janaka lahin'i Nona. Kaleba sy Josoa mandy ny tena nagnaraka an'Ahe tanteraka.'