plt-x-tanala_num_text_reg/32/06.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 6 Namaly an'ireo taranak'i Gada sy Robena i Mosesy hoe: "Tokone hienga mba hiady ve ny rahalahinareo laha anareo koja magnorim-ponegnana eto? \v 7 Nagnino no hakiviana tsy hienga agne amin'ny tany ijay nomen'i Yaveh an-dreo ny fon'ireo fokon'olon'Israely?