plt-x-tanala_num_text_reg/32/04.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 4 Ito aby ny tany ijay nitafihin'i Yaveh teo alohakan'ny fivondrognan'Israely, ary toerana tsara hôn'ny biby fiompy ireo. Ahay, mpanomponao, die managna biby maro die maro." \v 5 Hoy areo hoe: "Laha mahita sitraka eo amasonao ahay, die ôka homena anay, mpanomponao, mba ho fanagnana itoy tany itoy. Aja atao miampita amin'i Jordana ahay."