plt-x-tanala_num_text_reg/31/50.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 50 Nindôsinay ny fagnatitr'i Yaveh, ijay hitan'ny olo kiraidraike, fanaka, volamena, fehin-tagnana sy haba, peratra fanombohan-kase, kavigna, ary rojo, mba hamboarana fagnavotana hônay eo alohakan'i Yaveh." \v 51 Mosesy sy Eleazara die nandray ny volamena sy ny fanaky ny asa tagnana abiaby laha tamin-dreo.