plt-x-tanala_num_text_reg/31/32.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 32 Ka ny babo ijay sisa tamin'ireo ajon'ireo miaramila die ondry 675.000,\v 33 ahomby roe arivo sy fito aligna, \v 34 boriky arivo sy enina aligna, \v 35 ary viave roe arivo sy telo aligna ijay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lelahy mihitsy.