plt-x-tanala_num_text_reg/31/30.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 30 Ary laha tamin'ny asasaky ny Israely mandy koa, die tsy mentsy mangala raike isan-dimampolo anao- laha tamin'ny olo, biby fiompy, boriky, ary osy. Omeo an'ireo Levita mikarakara ny tabernakeliko io." \v 31 Ka die natan'i Mosesy sy Eleazara mpisorogna araka ny nandidian'i Yaveh.