plt-x-tanala_num_text_reg/31/25.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 25 Avy teo Yaveh nivoria tamin'i Mosesy ka nijaka hoe: \v 26 "Isay ny raha babo abiaby ijay ajo, na olo na biby. Anao, Eleazara mpisorogna, ary ny mpitarika ny fianakaviamben'ny fokon'ny rajambenao\v 27 die tsy mentsy mijara ny babo ho fijarane roe. Jaray eo amin'ny miaramila ijay nienga an'ady sy ny ambin'ny fianakaviambe abiaby ijay.