plt-x-tanala_num_text_reg/31/21.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 21 Eleazara mpisorogna die nivoria tamin'ny miaramila ijay nienga tagne an'ady hoe: "Itoy ny lalàna vôdidy ijay nomen'i Yaveh an'i Mosesy: \v 22 Ny volamena, volafotsy, varahigna, vy, vifotsy, sy firake, \v 23 ary ny raha abiaby ijay tsy anderan'ny afo, die tsy mentsy atanareo agnaty afo, ka hadio ijay. Avy teo tsy mentsy diovinareo amin'ny rano fagnadiovana io raha io. Na ino na ino tsy afaka momba amin'ny afo die tsy mentsy diovinareo amin'ijay rano ijay. \v 24 Amin'ny andro fahafito die tsy mentsy sasanareo ny lambanareo, ka avy eo anareo hadio. Afaran'ijay die ho avy ao amin'ny tobin'Israely anareo."