plt-x-tanala_num_text_reg/31/18.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 18 Fa indôsy hônareo ny tohovavy abiaby ijay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lelahy mihitsy. \v 19 Tsy mentsy mitoby avelagn'ny tobin'Israely mandritra ny fito andro anareo. Anareo abiaby ijay efa namono olo na nikitika olo maty- tsy mentsy magnadio ny tegnanareo anareo amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito- anareo sy ny gadranareo. \v 20 Tsy mentsy manasa ny akanjonareo abiaby sy ny raha abiaby vita amin'ny hodi-biby sy volon'osy, ary ny raha abiaby vita amin'ny hajo anareo."