plt-x-tanala_num_text_reg/31/11.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 11 Nalain-dreo aby ny babo sy gadra abiaby, na olo na biby. \v 12 Nindôsin-dreo tagne amin'i Mosesy, Eleazara mpisorogna, ary tagne amin'ny fianakaviamben'ny olon'israely ny gadra, ny babo, ary ny raha ajo. Nindôsin-dreo tagne amin'ny toby tagne amin'ny tany hain'i Moaba, amorogn'i Jordana marivon'i Jeriko ireo.