plt-x-tanala_num_text_reg/31/09.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 9 Nalain'ny tafik'Israely ho babo ny viavin'ny Midiana, ny jana-dreo, ny biby fiompin'ijy abiaby, ny ondry amban'osin-dreo, ary ny fanagnan'ijy abiaby. Nalain-dreo ho babo aby io. \v 10 Nirôn-dreo ny tanànane abiaby ijay nipitrahan-dreo ary ny tobine abiaby.