plt-x-tanala_num_text_reg/31/03.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 3 Ka nivoria tamin'ny fokon'olo i Mosesy. Hoy ijy hoe: "Fenoy fediana hômin'ny ady ny saragne amin'ny olonareo mba hengan-dreo hanohitra an'ireo Midiana sady hagnatanteraka valifatin'i Yaveh amin'ijay. \v 4 Ny foko abiaby magneragna an'Israely die tsy mentsy mandefa miaramila ho agne an'ady." \v 5 Ka tamin'ireo olo agn'arivorivon'Israely, die laha tagne amin'ny foko abiaby hôn'ny ady agn'arivone, roe arivo sy ray aligna ny fikambarane.