plt-x-tanala_num_text_reg/30/13.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 13 Ny voady abiaby ijay amboarin'ny viave raike ka mamehy an'aje handà ny tegnane die mety hamafisina na hifoagnan'ny sakejane. \v 14 Fa laha tsy mijaka na ino na ino amin'aje isan'andro ijy, die magnamafy ny voadine abiaby ijy ka mamehy ny fampagnantenana ijay namboarine. Nihamafisine io satria tsy nivoria na ino na ino tamin'aje ijy tamin'ny fotôgna naharignesane momba an'io.