plt-x-tanala_num_text_reg/30/09.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 9 Fa ny amin'ny mpitondrategna na viave nisara-bady, ijay abiaby namihejane ny tegnane die hanan-kery amin'aje hatragne. \v 10 Laha misy viave nambôtre voady tao an-dragnon'ny sakejane na nanery ny tegnane tamin'ny famboarana fifantana, \v 11 ka regnin'ny sakejane ijay, kanefa tsy mijaka na ino na ino amin'aje ijy ka tsy manohitra an'aje, die ôka hipetra ny voadine abiaby ka ôka hijanogna hanan-kery ny fanirena namboarine.