plt-x-tanala_num_text_reg/30/01.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 1 Nijaka tamin'ny mpitarika ny fokon'ny fokon'olon'Israely i Mosesy. Hoy ijy hoe: "Ijao ny nandidian'i Yaveh. \v 2 Laha misy mivoady amin'i Yaveh, na magnano fifantana hamehy ny tegnane amin'ny fampagnantenana, die ôka ijy tsy hivadika amin'ny jakane. Ôka ijy hitagna ny fampagnantenane hambôtra ijay abiaby navôkan'ny vavane.