plt-x-tanala_num_text_reg/29/37.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 37 Tsy mentsy magnome ny fagnatitra hohanin-dreo sy fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy, hôn'ny ondrilahy, ary hôn'ny janak'ondry, mamboara fagnatitra rahabe araka ijay vôdidy anareo. \v 38 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an-dreo, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay anareo.