plt-x-tanala_num_text_reg/29/35.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 35 Amin'ny andro fahavalo die tsy mentsy hagnano fivoriana magnetriketrike hafa anareo. Tsy mahajo magnano ny asa mahajatre anareo amin'ijay andro ijay. \v 36 Tsy mentsy magnome fagnatitra orôna anareo, fagnatitra natao tamin'ny afo mba hahatonga hagnitre hôn'i Yaveh. Tsy mentsy magnome ahombilahy raike, ondrilahy raike, ary janak'ondry lahy herintaogna fito, samby tsy manan-kilema anareo.