plt-x-tanala_num_text_reg/29/26.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 26 Amin'ny andro fahadimin'ny fivoriana, die tsy mentsy magnome ahombilahy sivy, ondrilahy roe, ary janak'ondry lahy herintaogna efatre ambin'ny folo, samby tsy manan-kilema anareo. \v 27 Tsy mentsy amperahinareo amin'io ny fagnatitra hohanina, ny fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy, hôn'ny ondrilahy, sy hôn'ny janak'ondry, mamboara fagnatitra rahabe araka ijay vôdidy. \v 28 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay anareo.