plt-x-tanala_num_text_reg/29/07.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 7 Amin'ny andro fahafolon'ny volagna fahafito die tsy mentsy hisy fivoriana masina hankalajana an'i Yaveh. Tsy mentsy hanetry ny tegnanareo anareo ka tsy hiasa. \v 8 Tsy mentsy magnome fagnatitra orôna mba hahatonga hagnitre mamerovero hôn'i Yaveh anareo. Tsy mentsy magnome vatotr'ahombilahy raike, ondrilahy raike, ary janak'ondry lahy fito herintaogna anareo. Tokone samby tsy manan-kilema io.